Teny iditra | antsy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [Rakotosaona 1975] | ||||
[Tanala] antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Rakotosaona 1975] | |||||
Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [Rajemisa 1985] | |||||
Fandikana anglisy | a knife [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | canif [Abinal 1888] | ||||
couteau dont la lame se replie [Abinal 1888] | |||||
couteau [Hallanger 1974, SLP 1986] | |||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | ||||
Teny mitovy hevitra | antsibe | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny antsy io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |