Teny iditra any ambany faladia
Singan-teny any ; ambany ; faladia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona heverina ho tsinontsinona, ho ambany dia ambany miolotra amin' ny tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08