Teny iditra any amin' ny fiainana any ankoatra (any, amy, aina, ankoatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy any amin' ny fiainana tsy hita aorian' ny fahafatesana, ankoatra an' itỳ fiainana itỳ [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra any ankoatra

2013/04/05