Teny iditra any an-kafa any (any, hafa)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   (izay nahatonga ny hoe any an-kafà): enti-milaza toerana lavidavitra tsy eo akaiky [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ailleurs, dans un autre endroit [Abinal 1888]
Fifanahafana   any an-kafa

Nohavaozina tamin' ny 2010/02/28