Teny iditra ao
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao
¶ Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io
¶ Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao. See any, eo. [Richardson 1885]
   there (not in sight) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   là (pas visible) [Hallanger 1974]
   la (a vista)
¶ Preposizione di stato in luogo: monina ao Roma izy, egli abita a Roma [Profita 1969]
Sampanteny  
Ny bikany  
ao
tao
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
   atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra -ao
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana: Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. / Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity? [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi. Ny masonao: tes yeux, vos yeux. Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. Alohanao: avant toi, avant vous.
¶ Tu, toi, entre femmes. Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? Dans certaines façons de parler familières, les suffixes nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! Intony endrikao e! qu'il est laid! Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là! [Abinal 1888]
Dikanteny anglisy   thine, thy; by thee. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   De toi, par toi, de vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots déterminés par ka, tra, na: zanakao: ton enfant; takatrao: atteint par toi; anaranao: ton nom. [Abinal 1888]
   De toi, par toi, de vous, par vous. [Rajaonarimanana 1995]
Fifanahafana   -nao
   ianao ~ anao

Teny iditra ao
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy! [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/23