Teny iditra | aohatra (ohatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Akana refy, andrefesana: Ity kofehy ity aohatra ny lohanao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à mesurer, à comparer, avec quoi on mesure [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aohatra io | ||||||||
Fivaditsoratra | ahaotra, aharato, ahoatra, aohatra, raha toa, taoraha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |