Teny iditra aoka
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba!
¶ miaraka amin' ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sufficient, enough [Richardson 1885]
 enough! [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay assez! puisse! [Hallanger 1974]
Endriteny 
aoka
aok'
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2018/08/04