Teny iditra aoka izay (aoka, izay)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina [Rajemisa 1985]

2010/05/30