Teny iditra | aolaka (olaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avily, asafelika; atao mibiloka [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that which is made to wind, to be ambiguous, etc. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aolaka io | ||||||||
Fivaditsoratra | aaloka, alakao, alaoka, aloaka, aolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |