Teny iditra aolana (olana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ahodina ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Aza aolana ny tanako fa maharary
¶ Atao mifadiditra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be twisted, to be taken by seizure of the hand. [Richardson 1885]
 to be twisted [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on tord [Hallanger 1974]
Endriteny 
aolana
aolako
aolanao
aolany
aolantsika
aolanay
aolanareo
aolan'
aolan-
aolam-
aola-
naolana
naolako
naolanao
naolany
naolantsika
naolanay
naolanareo
naolan'
naolan-
naolam-
naola-
haolana
haolako
haolanao
haolany
haolantsika
haolanay
haolanareo
haolan'
haolan-
haolam-
haola-
aolano

2010/05/04