Teny iditra aolo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy misy olona, tsisy mponina: Tanàna aolo [Rajemisa 1985]

Teny iditra aolo
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taimoro] am-panombohana, anoloana [Rakotosaona 1972]

2009/09/01