Teny iditra | aomba (omba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina momba na amporisihina homba (antoko na olona iray): Rakoto no naombany ny antokonay [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ambao, amboa, aomba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |