Teny iditra aombika (ombika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manombika, maka potipotiny na silatsilany kely: Itỳ antsy kely itỳ aombika ny hena [Rajemisa 1985]
Endriteny 
aombika
aombiko
aombikao
aombiny
aombitsika
aombikay
aombikareo
aombik'
aombi-
naombika
naombiko
naombikao
naombiny
naombitsika
naombikay
naombikareo
naombik'
naombi-
haombika
haombiko
haombikao
haombiny
haombitsika
haombikay
haombikareo
haombik'
haombi-
aombiho

2010/05/14