Teny iditra aondana (ondana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao ondana: Itỳ ondan-jaza itỳ aloha aondana azy vonjy maika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used of that which is employed as a pillow, or of the head resting on a pillow. [Richardson 1885]
 to be used as a pillow; to be rested on a pillow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sur quoi on appuie la tête; qui sert d'oreiller ; qu'on appuie sur un oreiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
aondana
aondako
aondanao
aondany
aondantsika
aondanay
aondanareo
aondan'
aondan-
aondam-
aonda-
naondana
naondako
naondanao
naondany
naondantsika
naondanay
naondanareo
naondan'
naondan-
naondam-
naonda-
haondana
haondako
haondanao
haondany
haondantsika
haondanay
haondanareo
haondan'
haondan-
haondam-
haonda-
aondany, aondano

2012/10/23