Teny iditra aondrika (ondrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao milefitra, mitanondrika: Aondreho ny loha fa aza miandrandra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be bent, to be made to stoop. [Richardson 1885]
 to be bowed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on incline, qu'on plie qu'on fait incliner [Hallanger 1974]
Endriteny 
aondrika
aondriko
aondrikao
aondriny
aondritsika
aondrikay
aondrikareo
aondrik'
aondri-
naondrika
naondriko
naondrikao
naondriny
naondritsika
naondrikay
naondrikareo
naondrik'
naondri-
haondrika
haondriko
haondrikao
haondriny
haondritsika
haondrikay
haondrikareo
haondrik'
haondri-
aondreho

2012/10/23