Teny iditra aonitra (onitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manonitra: Aiza ianao no hahita vola haonitra io fiaran' olona nosimbanao tanteraka io? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used of that given in restoration. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ce avec quoi on compense, on restitue [Abinal 1888]
Endriteny 
aonitra
aonitro
aonitrao
aoniny
aonitsika
aonitray
aonitrareo
aonitr'
aoni-
aonitry
naonitra
naonitro
naonitrao
naoniny
naonitsika
naonitray
naonitrareo
naonitr'
naoni-
naonitry
haonitra
haonitro
haonitrao
haoniny
haonitsika
haonitray
haonitrareo
haonitr'
haoni-
haonitry
anoera

2013/12/10