Teny iditra aorina (orina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atsangana, atsatoka: Tamin' ny taon-dasa no naorina itỳ tsena itỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be raised up, to be fixed in the earth, to be founded. [Richardson 1885]
 to be founded; to be fixed in the earth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on fonde; qu'on fixe dans la terre [Hallanger 1974]
Endriteny 
aorina
aoriko
aorinao
aoriny
aorintsika
aorinay
aorinareo
aorin'
aorin-
aorim-
aori-
naorina
naoriko
naorinao
naoriny
naorintsika
naorinay
naorinareo
naorin'
naorin-
naorim-
naori-
haorina
haoriko
haorinao
haoriny
haorintsika
haorinay
haorinareo
haorin'
haorin-
haorim-
haori-
aoreno

2012/10/23