Teny iditra aoroka (oroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manoroka: Araka ny fomban' ny Ntaolo dia ny orona no aoroka fa tsy ny molotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
aoroka
aoroko
aorokao
aorony
aorotsika
aorokay
aorokareo
aorok'
aoro-
naoroka
naoroko
naorokao
naorony
naorotsika
naorokay
naorokareo
naorok'
naoro-
haoroka
haoroko
haorokao
haorony
haorotsika
haorokay
haorokareo
haorok'
haoro-
aorohy

2010/05/14