Teny iditra aoto
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Endriteny 
aoto
aotoko
aotonao
aotony
aotontsika
aotonay
aotonareo
aoton'
aoton-
aotom-
Ny fihaviany Frantsay: auto.
Ohatra 
1Tsy mbola nisy aoto hitondra, fa ny vatsy no noraisina dia samy manao izay hahatongavany. [Rajaonarivelo: Bina, takila 24]
2Iny kosa Rasaha, tovolahy tokony ho fito amby telopolo taona, mamindra moramora manatona ny toerana fijanonan' ny aoto. [Rajemisa: Fiteny 4, takila 102]

2017/04/09