Teny iditra aotobisy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ireo fiara ngeza natao hitondra mifamezivezy ny mponina an-tanàndehibe, manaraka zotra efa raikitra ho falehany avy; fiaram-bahoaka [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: autobus.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31