Teny iditra aotra (otra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manotra: tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy scratching. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay (la main) avec laquelle on frictionne [Abinal 1888]
Endriteny 
aotra
aotrako
aotranao
aotrany
aotrantsika
aotranay
aotranareo
aotr'
ao-
aotry
naotra
naotro
naotrao
naony
naotsika
naotray
naotrareo
naotr'
nao-
naotry
haotra
haotro
haotrao
haony
haotsika
haotray
haotrareo
haotr'
hao-
haotry
aory

Teny iditra aotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy"nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io:5, 50 = 5 X 10 [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay zéro (Anglais nought ou ought) [Abinal 1888]
Famaritana frantsay zéro [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Famaritana iraisam-pirenena 0 [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: nought, ought.
Teny mitovy hevitra zerô
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

2015/01/20