Teny iditra aova
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Renirano kely mandalo ny tanety ary azo aleha lakana [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra aova (ova)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asolo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
aova
aovako
aovanao
aovany
aovantsika
aovanay
aovanareo
aovan'
aovan-
aovam-
naova
naovako
naovanao
naovany
naovantsika
naovanay
naovanareo
naovan'
naovan-
naovam-
haova
haovako
haovanao
haovany
haovantsika
haovanay
haovanareo
haovan'
haovan-
haovam-
aovay

2010/05/14