Teny iditra | apaka (paka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mipaka, atao mikasika amin' ny..,: Aza apaka amin' ny rindrina ny latabatra fa simba ny rindrina [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akapa, apaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |