Teny iditra apararetra (pararetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Avala hipararetra, hangovitra izaitsizy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à faire trembler [Abinal 1888]
Endriteny 
apararetra
apararetrako
apararetranao
apararetrany
apararetrantsika
apararetranay
apararetranareo
apararetran'
napararetra
napararetrako
napararetranao
napararetrany
napararetrantsika
napararetranay
napararetranareo
napararetran'
hapararetra
hapararetrako
hapararetranao
hapararetrany
hapararetrantsika
hapararetranay
hapararetranareo
hapararetran'
aparareto

2013/12/10