Teny iditra apariaka (pariaka (riaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Aparitaka, ahahaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be scattered, to be dispersed, to be dissipated. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay à éparpiller [Abinal 1888]
Endriteny 
apariaka
apariako
apariakao
apariany
apariatsika
apariakay
apariakareo
apariak'
aparia-
napariaka
napariako
napariakao
napariany
napariatsika
napariakay
napariakareo
napariak'
naparia-
hapariaka
hapariako
hapariakao
hapariany
hapariatsika
hapariakay
hapariakareo
hapariak'
haparia-
apariaho
Teny mitovy hevitra araritaka
Ohatra 
1Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka [Callet: Tantara, takila 612]
2Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako [Baiboly: 10:022:043/2 Samoela 22:43..]
3Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny [Rajaonarivelo: Bina, takila 71]

2018/12/25