Teny iditra | apelipelika (pelipelika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ahetsiketsika, akivilivily: Apelipeliky ny olika ny rambony Atao izay hahapilapilaka, hahajejojejo azy: Apelipeliky ny hatsaran-tarehiny io zazavavy io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to shuffle [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |