Teny iditra apetraho (petraka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao apetraka [fitanisana]
Ohatra 
1Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ [Rajemisa 1985]
2Apetraho izy fa vizana ianao [Rajemisa 1985]
3Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[Fox: Hainteny, laharana 376]

2013/12/09