Teny iditra apetraka (petraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Omena toerana, atao eo amin' ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ ~ Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny
¶ Afindra amin' ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo
¶ tendrena
¶ Atao amin' ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao
¶ Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan' ny handehanany
¶ Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao
¶ (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used of that which is put down or placed in a certain position. [Richardson 1885]
 to be set down, to be placed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on met, qu'on place, qu'on confie [Hallanger 1974]
Endriteny 
apetraka
apetrako
apetrakao
apetrany
apetratsika
apetrakay
apetrakareo
apetrak'
apetra-
apetraky
napetraka
napetrako
napetrakao
napetrany
napetratsika
napetrakay
napetrakareo
napetrak'
napetra-
napetraky
hapetraka
hapetrako
hapetrakao
hapetrany
hapetratsika
hapetrakay
hapetrakareo
hapetrak'
hapetra-
hapetraky
apetraho
Ohatra 
1Vola apetraka ahoana, ry Dada a? [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 167]
2Apetraka eo ambony salazana avy eo. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 77]
3Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[Fox: Hainteny, laharana 376]
Teny nalaina 

2015/05/01