Teny iditra apetraka hisotro ronono (petraka, sotro, ronono)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny misotro ronono

2009/11/07