Teny iditra apoaka (poaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao mirefotra: Apoaka ny basy
¶ Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan' ny vola mivoaka any ivelany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be exploded; to be fired (of a gun) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on fait exploser, qu'on décharge comme une arme à feu [Hallanger 1974]
Endriteny 
apoaka
apoako
apoakao
apoany
apoatsika
apoakay
apoakareo
apoak'
apoa-
napoaka
napoako
napoakao
napoany
napoatsika
napoakay
napoakareo
napoak'
napoa-
hapoaka
hapoako
hapoakao
hapoany
hapoatsika
hapoakay
hapoakareo
hapoak'
hapoa-
apoahy
Teny nalaina 

2010/05/04