Teny iditra apololotra (pololotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany ka niala tsirairay ireo nipetraka teo akaikiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à souffler [Abinal 1888]
Endriteny 
apololotra
apololotrako
apololotranao
apololotrany
apololotransika
apololotranay
apololotranareo
apololotran'
napololotra
napololotrako
napololotranao
napololotrany
napololotransika
napololotranay
napololotranareo
napololotran'
hapololotra
hapololotrako
hapololotranao
hapololotrany
hapololotransika
hapololotranay
hapololotranareo
hapololotran'
apololory

2013/12/10