Teny iditra aposaka (posaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra
¶ Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be shown; to be revealed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on montre, qu'on révèle [Hallanger 1974]
Endriteny 
aposaka
aposako
aposakao
aposany
aposatsika
aposakay
aposakareo
aposak'
aposa-
naposaka
naposako
naposakao
naposany
naposatsika
naposakay
naposakareo
naposak'
naposa-
haposaka
haposako
haposakao
haposany
haposatsika
haposakay
haposakareo
haposak'
haposa-
aposaho

2010/05/04