Teny iditra arahaba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena
¶ Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] [Richardson 1885]
 a greeting; congratulations [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay salut, félicitations [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 salutation [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/12/20