Teny iditra arahaba ho arivo tratry ny taona (arahaba, arivo, tratra, taona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a new year's salutation. Lit. may you be a thousand (times) reached by the year! [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31