Teny iditra arahaba nahazo ny rariny (arahaba, azo, rariny)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy naharesy an' ady amin' ny fitsarana [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/26