Teny iditra arahaba nieran' ny loza amin' antambo (arahaba, era, loza, amy, antambo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpitovy hevitra arahaba tsy maty fo aman' aina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31