Teny iditra arahaba nomen' andriamanitra ny fara (arahaba, ome, andriana, hanitra, fara)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha misy teraka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a salutation to parents on the birth of a child. [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/10/25