Teny iditra arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny (arahaba, ome, andriamanitra, hitsy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy olona nampinomina ka velona soa aman-tsara [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/26