Teny iditra arahaba ririnina ê (arahaba, ririnina, e)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê! [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2012/10/26