Teny iditra arahaba sitran' ny teritery nanjò
Singan-teny arahaba ; sitrana ; teritery ; manjò
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha narary ka sitrana soa aman-tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20