Teny iditra arahaba tonga soa (arahaba, tonga, soa)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo rah [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   congratulation on a safe arrival; welcome! [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   félicitations, vous êtes bien arrivé ; soyez le bienvenu [Hallanger 1974]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   arahaba tonga soa aman-tsara

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/31