Teny iditra | araka afo | |
Singan-teny | araka ; afo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Haingana dia haingana, miaraka amin' ny vava, miaraka amin' izay: Ataovy araka afo ny fitakiana ny trosanao fa tsy ho azonao intsony iny raha angatahanao andro [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |