Teny iditra ara-kaizina (araka, izina)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fomba fanaon' ny jiolahy hitadiavany ny maizimaizina lalandava hanafenany ny ratsy vitany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [aizina, darkness.] Hiding one's self under cover of darkness. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/19