Teny iditra arakara-tarehy voa-javatra (araka, tarehy, zavatra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   matetika ny endrika aman-tarehin' ny zavatra etỳ ivelany mifanentana amin' ny nanamboarana azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07