Teny iditra ara-keviny (araka, hevitra, -ny)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita
¶ tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [hevitra, thought.] Proportion, in Arithmetic.. [Voambolana: Matematika: rafitrisa] [Richardson 1885]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/11