Teny iditra arambo (rambo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Izay atao tovana mirefarefa na somotraviaviny: Inona no harambo itỳ akanjolava itỳ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce que l’on met comme franges [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arambo, aramboko, arambonao, arambony, arambontsika, arambonay, arambonareo, arambon', arambon-, arambom-
Ny lasa : narambo, naramboko, narambonao, narambony, narambontsika, narambonay, narambonareo, narambon', narambon-, narambom-
Ny hoavy : harambo, haramboko, harambonao, harambony, harambontsika, harambonay, harambonareo, harambon', harambon-, harambom-
Filaza mandidy : aramboy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08