Teny iditra ara-miritra (araka, iritra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza olona maty an-drano teo am-pamonjena olon-kafa maty andrano, na olona nirahina hanaraka iraka hafa tsy mbola niverina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23