Teny iditra arana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   milaza fanaovana izay tiana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra arana (ara)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Taisaka] voarefy, voafatra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] mesuré [Deschamps 1936]
Ny bikany  
arana
arako
aranao
arany
arantsika
aranay
aranareo
aran'
aran-
aram-
ara-
narana
narako
naranao
narany
narantsika
naranay
naranareo
naran'
naran-
naram-
nara-
harana
harako
haranao
harany
harantsika
haranay
haranareo
haran'
haran-
haram-
hara-

Teny iditra arana (ara)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] ampifalifaliana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra araña
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] Tratra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra araña
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] ery, etsy, aroa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra arana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  

Teny iditra Aràna
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Aràna [Baiboly]
Famaritana anglisy   Haran [Baiboly]
Famaritana frantsay   Harân [Baiboly]
Ohatra   — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [Randzavola: Baiboly, takila 833]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Harana
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07