Teny iditra | arandrana (randrana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mandrandrana na manamboatra ny volo toy ny vita rary [1.1] | ||||||||
Voambolana | Fandram-bolo | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | andrarana, arandrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |