Teny iditra araoka (raoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mandraoka, manangona: Ity harona ity araoka ireo tsaramaso raraka ireo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : araoka, araoko, araokao, araony, araotsika, araokay, araokareo, araok', arao-
Ny lasa : naraoka, naraoko, naraokao, naraony, naraotsika, naraokay, naraokareo, naraok', narao-
Ny hoavy : haraoka, haraoko, haraokao, haraony, haraotsika, haraokay, haraokareo, haraok', harao-
Filaza mandidy : araofy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20